|
|
|
|

Entry (1/2)1  tonda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antesaka] tanimboly [1.78]
4 [Bara] tany malalaka azo volena, tanimboly [1.78]
5 [Mahafaly] tany fambolena haninkotrana, baiboho [1.78]

Entry (2/2)6  tonda
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] ambanivohitra [1.78]

Updated on 2026/02/04