|
|
|
|

Entry (1/4)1  tonaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Derivatives 
Passive verbs :

Entry (2/4)6  tonaka
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
All compound words 

Entry (3/4)10  toka
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Names :

Entry (4/4)16  tonaka
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  19  Botany
Scientific name 

Anagrams  20 antoka, 21 kantao, 22 katona, 23 kotana, 24 takona, 25 tanako, 26 tokana, 27 tonaka, tonàka

Updated on 2025/09/19