Entry | ![]() |
tona |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | [Taisaka] amalona [Rakotosaona 1972] | |
[Tanala] amalombandana na karazan-toho goay be [Rakotosaona 1972] | ||
Anaran-kafa ilazana ny amalom-bandana [Rajemisa 1985] | ||
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Entry | ![]() |
tona |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Synonyms | dona | |
Updated on 2013/07/22 |
![]() |