Entry tompon > tompo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [Rajemisa 1985]
English translation   master, owner; sir [Hallanger 1973]
French translation   maître, propriétaire [Hallanger 1974]
Derivations  
Morphology  
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  
Toponymy   Place names having the word tompo (1): Tomponanarana

Entry tompon > Tompo
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Tompo [Baiboly]
English translation   Lord [Baiboly]
French translation   Seigneur [Baiboly]
Vocabulary  
Articles