Entry tombam-boroka (tombana, voroka)
Part of speech noun
Malagasy definition Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31