| Entry | 1 tombam-boroka |
| Elementary words | 2 tombana, 3 voroka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka
[1.1] |
| Vocabulary | 6 Economy: agriculture |
| Updated on 2025/10/11 |
|