Entry tombaka
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika
¶ Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] loaka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] lavaka [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/07/22