| Entry | 1 tolom-panafaham-pirenena |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 ady ataon'ny mpiray tanindrazana mba hialana amin'ny vahohon'ny mpanjakazaka an-tanin'olona [1.13] |
| Explanations in French |
4 lutte de libération nationale [1.13] |
| Vocabulary | 5 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|