|
|
|
|

Entry (1/2)1 tokazo
Elementary words  2tokana, 3hazo
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby.
6hazo manirery. [1.1]
Explanations in English  7a single tree. [1.2]
Explanations in French  8un arbre seul. [2.415]
9(contraction de tokana : un et hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec hazotokana .. [1.196]
Examples  10 Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray. [2.643#]
Vocabulary  11 Botany

Entry (2/2)12 tokazo
Part of speech  13 noun
Explanations in Malagasy  14Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray. [1.1]
Explanations in French  15la pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté. [2.415]
Examples  16 ny vola tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa. [2.436#]
Vocabulary  17 Economy: finances, management

Anagrams  18 tokazo, 19 tokôza

Updated on 2025/09/12