| Entry | 1 tokavina |
| Root | 2 toka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|