| Entry | 1 tohinina |
| Root | 2 tohina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra [1.1] |
| Examples |
5 Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io.
[2.472#]
6 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 tsy tohinina |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 ihantony, 14 tohinina |
| Updated on 2025/10/08 |
|