| Entry | 1 toharana |
| Root | 2 tohatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana).
[1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 9 rotahana, 10 tanaraho, 11 tarohana, 12 toharana, 13 torahana |
| Updated on 2025/11/02 |
|