| Entry (1/2) | 1 tohaina |
| Root | 2 toha |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika.
5 Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be prevented, to be resisted.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on empêche, à qui on résiste.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 tohaina |
| Root | 13 toha |
| Part of speech | 14 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
15 Tadiavina (haza, remby).
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 20 anatohy, 21 atohina, 22 atonahy, 23 hotaina, 24 ihantao, 25 ihotana, 26 itohana, 27 tahoina, 28 tohaina, 29 tohiana |
| Updated on 2025/11/11 |
|