Entry togom-bato (tongona, vato)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vato asavovon' ny mpandalo eny amoron-dalana ho fanatanteraham-boady na fangataham-pitahiana [1.1]

Updated on 2020/07/31