Entry | 1 todihina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 todika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa |
Explanations in English |
5 [1.7] to be looked at by turning |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on regarde en se retournant |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word todihina |
Anagrams | 12 hodi-tany, 13 todihina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |