|
|
|
|

Entry1  tiona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony
4 Feo anaovana ny hira, pitsiny: Ampidino ny tiona fa avo loatra [1.1]
Explanations in English  5 the melody of a song [1.7]
Explanations in French  6 mélodie d'un chant; cf. tonona [1.8]
Vocabulary  7  Music: (in general)

Anagrams  8 anito, 9 atony, 10 itano, 11 naoty, 12 natoy, 13 otany, 14 otina, 15 taino, 16 tanio, tiona, 17 toina, 18 tonia

Updated on 2025/11/17