| Entry | 1 tinory |
| Root | 2 tory |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Torina, didiana, rasaina (omby, kisoa...): Notinory ilay kisoa ka aoka izany ny taniny [1.1] |
| Explanations in French |
5 [boeuf] qu’on a entaillé qu’on a séparé, dénoncé [1.3#732] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 voatory |
| Updated on 2025/09/12 |
|