Entry tevana
Part of speech noun
Malagasy definition Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [Rajemisa 1985]
English definition a precipice, an abyss [Hallanger 1973]
French definition précipice, abîme, fossé [Hallanger 1974]
Examples Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [Andraina: Mitaraina, page 125]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word tevana (1): Antevamena

2013/06/12