| Entry | 1 tetik' ady |
| Elementary words | 2 tetika, 3 ady |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1] |
| Explanations in French |
6 stratégie [1.5] |
| Examples |
7 Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony.
[2.324]
8 Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472] |
| Synonyms | 9 paik' ady |
| Updated on 2025/09/12 |
|