| Entry | 1 tetezan' olona |
| Elementary words | 2 tetezana, 3 olona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew.
[1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|