Entry tetezamita (tety, ita)
Part of speech   noun
Malagasy definition   fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana. Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire [Rajemisa 1985]
French translation   transition [SLP: Voambolana]
Analogy   tetezamitatra

Updated on 2012/06/28