Entry teta
Part of speech   noun
Malagasy definition   Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [Rajemisa 1985]
French translation   aine, le bas-ventre [Abinal 1888]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/07/18