|
|
|
|

Entry1  tery saina
Elementary words  2 tery, 3 saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina). [1.1]
Antonyms  6 malala-tsaina

Updated on 2025/11/02