Entry | 1 tera-mena |
Elementary words | 2 teraka, 3 mena |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1] |
Examples |
6 Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny
[2.895#]
7 ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#] |
Anagrams | 8 temerana, 9 tera-mena |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |