|
|
|
|

Entry1  teny ratsy
Elementary words  2 teny, 3 ratsy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ompa sy ozona na fanevatevana olona noho ny hasosorana na fankahalana, teny vetaveta tsy mendrika lazaina eny imasom-bahoaka. [1.1]

Updated on 2025/09/12