Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
Malagasy definition Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [Rajemisa 1985]
English definition the tip, the top [Hallanger 1973]
French definition sommet [Hallanger 1974, SLP 1986]
 bout [Hallanger 1974]
  [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [Boiteau 1997]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
Malagasy definition Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
¶ (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
French definition  [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). [Boiteau 1997]
Vocabulary