| Entry | 1 tempoly |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
4 Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1] |
| Vocabulary | 5 Religion and Liturgy |
| Anagrams | 6 mpitelo, tempoly |
| Updated on 2025/09/12 |
|