| Entry | 1 teloina |
| Root | 2 telo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in English |
4 to be divided into three [1.2] |
| Explanations in French |
5 qu'on partage en trois [1.3] |
| Examples |
6 Havana ve ka dia isasahana koa, nahoana raha mba teloina?
[2.472]
7 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 telovina |
| Anagrams | 13 Otniela, 14 teloina |
| Updated on 2025/09/12 |
|