| Entry | 1 tehefana |
| Root | 2 tehika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra):
5 Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana 6 Tendrena, kasihina na hanina kely: 7 Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|