| Entry | 1 tehake |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 takona, voafaritra, tsy mifankahita: Maniry tsy mifankahita dia koa ny maso tehaky ny oroña (akaiky tsy mifankahita toy ny maso eferan'ny orona) [Tanala]
[1.78] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|