|
|
|
|

Entry1  teboka roa
Elementary words  2  teboka, 3  roa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1]
Explanations in English  6  colon [3.1]
Explanations in French  7  deux points [1.5, 1.13]
Vocabulary  8  Linguistics
Analogs  9  tebokatelo, tebokaamanpaingo, tebokafamaranana
Tables and plates  10  Punctuation marks

Updated on 2025/09/12