| Entry | 1 teatira |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira [1.1] |
| Vocabulary | 4 Literature: (in general) |
| Anagrams | 5 teatira, 6 tera-tay |
| Updated on 2025/09/12 |
|