Entry tavoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
¶ Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry tavoka
Part of speech   noun
French translation   artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [Abinal 1888]

Entry tavoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
¶ Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [Rajemisa 1985]
French translation   piston [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2013/05/21