|
|
|
|

Entry1  tavoara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [1.1]
4 sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [1.13]
5 tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara [1.13]
Explanations in French  6 gargoulette [1.3#689, 1.13]
7 cruchon en grès [1.3#689]
8 ballon [1.13]
Examples  9  Akana atao anaty tavoara ny rano [2.245#]
10  Ny tavoara rehetra dia feno divay [2.996]
11  Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay [1.437#]
Vocabulary  12  Chemistry
All compound words  13 tavoara manana tenda mifily

Anagrams  14 aavotra, 15 avaotra, 16 avoatra, 17 roatava, tavoara

Updated on 2025/11/09