Entry | tarigetra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra Zavatra na biby na olona kendrena hasiana Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity [1.1] | |
Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina [1.13] | ||
Explanations in French | Idéal [1.13] | |
Origin | English: target. | |
Updated on 2020/07/31 |