| Entry | 1 tarifa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [frantsay tarif] Fampisehoana indray mijery ny vidin' entana na ny ambaratongam-pahalafosan' ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: (in general) |
| Anagrams | 5 afatry, 6 afitra, 7 faitra, 8 fatray, 9 ifatra, 10 Rifata, 11 tarifa |
| Updated on 2025/09/12 |
|