|
|
|
|

Entry1  tarangana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny
4 (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1]
Examples  5  Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Synonyms  6 tangarana
All compound words  7 tapaka tarangana

Anagrams  8 tangarana, 9 tarangana

Updated on 2025/11/09