|
|
|
|

Entry1  taraikiraiky
Root  2 taraiky
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l
5 (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1]
Synonyms  6 taraiky

Updated on 2025/09/12