Entry tara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] hatsiaka [Rakotosaona 1972]

Entry tara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] zaran'angady, antsy, ets.. [Rakotosaona 1972]

Entry tara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fandinihina mafy [Rakotosaona 1972]

Entry tara
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitiliana arintany, fantatra indrindra amin' ny anarana hoe godorao [Rajemisa 1985]
French definition   goudron [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Origin   English: tar.
Synonyms   godorao

Entry tara
Part of speech   adjective
Malagasy definition   diso fidirana, tsy tonga amin' ny fotoana fidirana: Sazin' ny mpampianatra izay mpianatra tara
¶ tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola vao T5 ihany [Rajemisa 1985]
Origin   French: tard.

Updated on 2016/03/13