Entry tangoaka
Part of speech noun
Malagasy definition Loaka, gorobaka
¶ Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/02/23