Entry tangirika (hirika)
Part of speech noun
Malagasy definition Hirika, loaka kely migorobaka amin' ny rindrina na amin' ny fefiloha atao fandehanan' ny rano (jereo tangoroaka, izay ilazana loaka mangotana kosa [Rajemisa 1985]
French definition soupirail, trou d'un mur, d'un souterrain, trou pratiqué aux digues pour le passage de l'eau [Abinal 1888]
Derivations 

2012/09/09