| Entry | 1 tangìka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 tarimon-pesta [2.472#82] 4 Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny [1.1] |
| Examples |
5 -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono.
[2.472#82]
|
| Vocabulary | 6 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|