Entry | 1 tanehina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tanika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany |
Morphology |
|
Other spellings | 9 tenehina |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tanehina |
Anagrams | 11 hatenina, 12 tanehina, 13 tinehana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |