Entry | 1 tandrevaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka [1.1] 4 tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana [2.285#222] |
Explanations in French |
5 soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation [1.3#667] |
Examples |
6 Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245#170]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |