Entry tandonaka (lonaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony [Rajemisa 1985]
Examples Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny Tandonaka mifampizara ao izy. [Callet: Tantara]

2013/07/04