| Entry | 1 tanatanaina |
| Root | 2 tanatana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Sokafana tanteraka: Notanatanainy ny varavarana fa nisy fofona hafahafa tao an-trano [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 itanatanana, 10 tanatanaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|