| Entry | 1 tanarahina |
| Root | 2 tanaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanarahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 9 tanahina, tananahina |
| Anagrams | 10 tanarahina, 11 taranahina |
| Updated on 2025/09/12 |
|