|
|
|
|

Entry1  tampenana
Root  2 tampina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
5 Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
6 Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
7 Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
8 Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny [1.1]
Explanations in English  9 to be plugged; to be filled with a patch; to be corked [1.7]
Explanations in French  10 qu'on bouche, qu'on obstrue [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15 tongobolo tampenam-bava

Updated on 2025/11/13