Entry tambioño
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tsimihety] Hevitra na zavatra tonga tampoka ao an-tsaina eo am-pitenenana ka anadinoana ny hevitra na zavatra saika holazaina [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/09/01