|
|
|
|

Entry (1/4)1  tamango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [1.1]

Entry (2/4)4  tamango
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 [Bara] vatampaty (amin'ny faty maina) [1.78]
7 [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana [1.1]

Entry (3/4)8  tamango
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 [Tanala] ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [1.78]

Entry (4/4)11  tamango
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13 vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [1.1]
Derivatives 
Passive verbs :

Updated on 2026/02/04